Entry | 1 mivadika atidoha |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] lasa adala |
Examples |
4 [2.4] Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! 5 [1.369] Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; |
Elementary words | 6 mivadika, atidoha |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |